Teny iditra ahidrano (ahitra, rano)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975 takila 2] [Tsimihety] anaran-javamaniry eny an-tanimbary fihinam-biby sy vorona
  [Rajemisa 1985] ahitra maniry eny an-tanimbary rehefa vita ny vary
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] The name of a grass much used as forage.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] herbe qui pousse après la coupe du riz
  [Boiteau 1997] (de ahitra = herbe et rano = eau). Herbes poussant dans les rizières et coupées comme fourrage vert après la récolte du riz. Surtout : Echinochloa stagnina (Retz.) P. Beauv., Echinochloa pyramidalis (Lam.) Hitchc. & Chase et Echinochloa crus-galli (L.) P. Beauv. (Poaceae).
Voambolana 
Anarana siantifika Echinochloa crus-galli, Echinochloa pyramidalis, Echinochloa stagnina

Teny iditra ahidrano (ahitra, rano)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [SLP 1986] karazan-javamaniry ao anaty rano misy famaitso nefa tsy misy vahatra
  [Rajemisa 1985] karazan-javamaniry fahita any anaty rano (ranomasina na ranomamy), izay tsisy fakany na lalandranon-kazo
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] algue
Voambolana 
Mpanahaka  alga

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31