Teny iditra ahimafana (ahitra, fana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry fanao ody kankana ny raviny izay tanehina atao antitra dia antitra (Spilanthes acmella) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay plante médicale, vermifuge [Abinal 1888]
  [Merina] (de ahitra = herbe, et mafana = chaud, brûlant). Spilanthes acmella A. Chev. (Asteraceae). Herbe à saveur brûlante. On en administre le décocté aux jeunes enfants contre les vers. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Spilanthes acmella

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31