Teny iditra | ahina (ahy) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | atahorana: ahiko ho nangalatra iny zazalahy iny fa kaodikaody ¶ karakaraina, raharahaina: tsy ahiny akory ny asany [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to be cared for, to be concerned about, to be feared , to be suspicious about. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to be cared for; to be cause for worry [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | dont on a soin; dont on s'inquiète; dont on se soucie [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny ahina io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |