Teny iditra ahitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] bozaka maniry: Maniry ahitra ny tokotany fa diovy tsara
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] grass, weeds, herbs in general, litter, sweepings
  [Hallanger 1973] short grass
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] herbes; gazon
  [Boiteau 1997] [Merina] Nom générique des plantes herbacées, à feuilles allongées, comme les Graminées. Elles peuvent être fourragères mais ne sont pas consommées comme légume.
¶  Floscopa glomerata (Willd. ex Schult. & Schult. f.) Hassk. (Commelinaceae).
Voambolana 
Anarana siantifika Floscopa glomerata
Tsipelina hafa 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  akata ~ bozaka ~ vilona
Ohatra 
1 [Rajemisa: Fiteny 4, takila 21] tsy misy ahitra maniry, mongomongo.
2 [Rajaonarivelo: Bina, takila 40] Ny latabatra dia ahitra maitso malemilemy.
3 [Ndema: Antakay, takila 82] Raha mandavo ahitra ihany no anaovana ireo.
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny ahitra ity (2): Ahitromby, Anahidrano

Teny iditra ahitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] Fig. The common people.
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Lahatsoratra 

Teny iditra ahitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Hoditra ifonosan' ny zaza ao an-kibon-dreniny, izay atao hoe koa tavony na zandrin-jaza. (Araka ny fomba malagasy, ny ahitra dia mazàna alevina rehefa teraka ny zaza, ka tsy mahazo miherikerika izay mandevina azy)
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the placenta, the afterbirth
  [Hallanger 1973] the placenta
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] le placenta
  [SLP 1986] placenta
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  plasenta ~ tavony ~ zandrin-jaza
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30