Teny iditra | ahitrombilahy (ahitra, omby, lahy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] karazan' ahitra saika fahita hatraiza hatraiza; ny voniny mirantsana toy ny rantsantanana erỳ antendrony, ka mitovitovy amin' ny fandrotrarana izy fa ny maha-hafa azy dia ny tahony mijoro fa tsy misafosafo amin' ny tany | |
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997]
[Betsileo, Sakalava]
(de ahitra = herbe, et
ombilahy = taureau).
Chrysopogon serrulatus Trin. (Poaceae).
Bon fourrage, recherché par les animaux.
¶ Ce nom s'applique aussi à Dactyloctenium aegyptium (L.) Willd. (Poaceae), bonne Graminée fourragère. Ses grains étaient récoltés en cas de disette, comme céréale de secours. | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Anarana siantifika | Chrysopogon serrulatus, Dactyloctenium aegyptium | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |