Entrée (1/2) | 1 ahitsy (hitsy) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 Amboarina tsy hibilabilaka, tsy ho meloka: Ahitsio itỳ lalana itỳ 4 Atao milahatra tsy mibilabila: Ahitsio tsara ireto seza ireto [1.1] |
Explications en français |
5 qu’on redresse, qu’on aligne, qu’on corrige [1.3#253] |
Exemples |
6 Ataovy ny tiana tafiditra an-tranon-tena io any aminareo any: anarina raha manivaka, ahitsy mba ho mendrika antsika mianakavy ihany. [2.245#71] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 ahitsy |
Partie du discours | 12 nom |
Vocabulaire |
13 Botanique |
Explications en malgache |
14 ahitra [Tanosy]
[1.10#A.95] |
Explications en français |
15 Équivalent de ahitra [Tanosy]
[1.196] |
Anagrammes | 16 ahitsy, sitahy, tsiahy |
Mis à jour le 2021/04/08 |