Teny iditra ailiho (ilika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ailika [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Ailiho ny sobiky, fa misakan-dàlana (Poussez la corbeille par côté, parce qu'elle barre le passage) [1.3]
2Ailiho eto anaty lavaka ny fako rehetra (Réunissez toutes les balayures dans ce trou) [1.3]

Fivaditsoratra ilaohy, iliaho, iolahy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31