Teny iditra |
ailika
(ilika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Atosika ho eny an-tsisintsisin-toerana: Aza ailika fotsiny any ambany farafara ny fako fa raofy mihitsy ¶ (tsiny, raharaha) Omena ny hafa, atolaka any amin' ny hafa, nefa tokony ho an' ny tena: Nailiny tamiko indray ny raharaha efa nekeny hatao ~ Nailiny tamin' ny rahalahiny ny hadisoana, nefa izy no tsy nitandrina. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be pushed farther off [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | à pousser à côté ou vers, qu’on réunit sur un point, qu'on rejette sur, dont on se débarrasse sur [1.3]
|
| qu'on repousse à une certaine distance [1.8]
|
Haiendriteny |
ailika
ailiko
ailikao
ailiny
ailitsika
ailikay
ailikareo
ailik'
aili-
ailiky
| |
nailika
nailiko
nailikao
nailiny
nailitsika
nailikay
nailikareo
nailik'
naili-
nailiky
| |
hailika
hailiko
hailikao
hailiny
hailitsika
hailikay
hailikareo
hailik'
haili-
hailiky
| |
ailiho | |
|
Mpitovy hevitra | |
Ohatra |
1 | Aza ailikao eo akaikin' ny varavarana ny vovoka, fa ario lavitra (Ne poussez pas, ne réunissez pas la poussière près de la porte, mais jetez-la loin)
[1.3]
|
2 | Izy no namaky ny siny ka ailiny amiko (Il a cassé la cruche et il rejette la faute sur moi)
[1.3]
|
3 | Anjara raharahanao izany ka aza ailika amiko (C'est votre part de travail et ne cherchez pas à vous en débarrasser sur moi)
[1.3]
|
|
Ohabolana |
|