Entrée |
aina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny mahatonga ny zavatra ho velona:
Ny aina tsy afaky ny tompony Ny rivotra fohina sy avoaka mariky ny fahavelomana:
Mideza loatra ilay fiakarana ka njanona kely naka aina aho fa sempotra Hery sy fahatanjahana:
Be aina. ~ Tsy mahazaka an' io entana io Ikoto fa kely aina. ~ Manana aina izany raha olona [1.1]
|
Explications en anglais | Life [1.2, 1.7]
|
| Animal life, strength. [1.2]
|
| Breath [1.7]
|
Explications en français | Vie: Manao ny ainy tsy ho zavatra izy (Il ne tient pas compte de sa vie) ~ Ny zava-manana aina rehetra (Tous les êtres vivants) Le souffe animal: Makà aina kely hianao fa sempotra (Respirez un peu parce que vous êtes essoufflé) Vigueur, force, effort: Be aina izy (Il est vigoureux) ~ Kely aina izy (Il a peu de forces) ~ Nataoko izay tratry ny aiko (J'ai fait mon possible) Retrait ou dilatation des corps, comme d'une balle en caoutchouc, d'un ressort [1.3]
|
| Vie; souffle [1.8]
|
Exemples | Tsy izany anefa no voatiry rafi-kazo, na ny soavaly tsy hary mitovy aina.
[2.470]
|
Morphologie |
Simple : |
aina,
aiko,
ainao,
ainy,
aintsika,
ainay,
ainareo,
ain',
ain-,
aim-,
ai- |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
a~ina
|
Partie du discours | circonfixe
|
|
Entrée |
AINA
 |
Partie du discours | nom (acronyme)
|
Explications en français | Association Amicale des Intellectuels Natifs d' Ambohimahasoa [4.43.fr.2017.06.24]
|
Vocabulaire |
Tableaux et planches |
|
|