Teny iditra aisy
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Teny enti-maneho tsy fankasitrahan-lavatra iray, na fandavana mihitsy: Aisy! mandehana ianao mandeha any. ~ Aisy! tsy miditra amin' izany raharaha maizina izany aho
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] no! A word expressing dislike and grief. Esy is also used.
  [Hallanger 1973] expressing regret or disappointment; oh no!
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] qui exprime le regret ou la déception ; hélas, malheureusement.
Sampanteny 

Teny iditra aisy (isy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] mametraka
  [Rajemisa 1985] Atao amin' ny...: Vongan-tsira lehibe angaha no naisinao ny laoka no mangeroka tsy azo hanina itỳ izy?
Haiendriteny 
aisy
aisiko
aisinao
aisiny
aisintsika
aisinay
aisinareo
aisin'
aisin-
aisim-
naisy
naisiko
naisinao
naisiny
naisintsika
naisinay
naisinareo
naisin'
naisin-
naisim-
haisy
haisiko
haisinao
haisiny
haisintsika
haisinay
haisinareo
haisin'
haisin-
haisim-
aisio

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31