Entrée | ajanona (janona) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Aato, tsy tohizina: Najanona ny fanaovan-trano fa lany ny vola Tsy avala hanohy ny dia: Najanon' ny mpamily teny antenatena lalamaizahay Avala: Najanony teto ny zanany fa lasa izy Apetraka: Ajanony tsy hianatra intsony ity zanakao ity fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be stopped [1.7] | ||||||||
Explications en français | Qu'on arrête, qu'on interrompt; [1.8] | ||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/19 |