Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fangalana |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
action de prendre, d'aller chercher |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
akà
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fodiana (adala na marary...), safary. |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885 takila 13]
[root not in use] |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
simulation d'ignorance, feinte |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Bara]
rankizy |
| [Rajemisa 1985]
Teny fampiasan' ny zazalahy na ny tovolahy hilazana olona tsy tononina anarana: Iay aka: ilay iny. Ry ilay aka: ry zalahy. Ry ilay aka ireo no nitifitra ny voromailalanao |
|
Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [SLP 1986]
fisintonan'ny ranomasina |
Fanazavàna teny frantsay | [SLP 1986]
marée basse |
Voambolana |
|
Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885]
accustomed to, familiar with, clever, skillful. Not used as a simple adjective, but only in such phrases as, manao azy ho aka izy / he makes himself out to be clever |
Fanazavàna teny frantsay | [David: Dialectes (takila A)]
[Tankarana]
accoutumé à, habile à |
|
Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Taimoro]
tsy, aza |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885]
[Sakalava]
same as aza
|
|
Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Bara]
ise |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Taimoro]
anaram-borona, angaka
|
| [Rakotosaona 1975]
[Betsimisaraka]
karazam-borona an-drano sahala amin'ny ganagana |
Voambolana |
|