Teny iditra | akaka (kaka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao kaka, asisika mba hanohana: Itỳ sila-hazo itỳ akaka eo [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | akakà | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fiakanakanana, fivakavakana, fihambahambana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | akaka | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] angaka [Rakotosaona 1975] | ||||||||||||||||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||||||||||||||||
Teny iditra | akaka | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Bara, Betsileo] (sans doute le nom du canard akaka, qui fréquente les mêmes lieux humides) Costularia baronii C.B. Clarke et Costularia pantopoda (Baker) C.B. Clarke (Cyperaceae). Pas d'usage connu. [Boiteau 1997] | ||||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||||||||||
Anarana siantifika | Costularia baronii, Costularia pantopoda | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |