Teny iditra akany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tranom-borona
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the nest or roosting place of wild birds.
  [Hallanger 1973] a nest
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] nid
Voambolana 
Haiendriteny 
akany
akaniko
akaninao
akaniny
akanintsika
akaninay
akaninareo
akanin'
akanin-
akanim-
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra akany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] trano na tanàna nahaterahana na nonenana fony fahazaza: Hontsa daholo izahay nandao ilay akany nahabe
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a youth center.
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] foyer (pour les jeunes).
Habaka Akany Avoko (http://www.akanyavoko.com)

Teny iditra akañy
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] any aminy, manambara toerana misy ny zavatra anontaniana ka tsy eo fa any amin'ilay toerana nialan'ilay mpanontany
  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] any

Teny iditra akany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] ady, fifandirana
  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] [ akañy ] Fifandirana
  [Rakotosaona 1975] [Tanosy] Fifandirana
Fanazavàna teny frantsay  [Deschamps 1936] [Taisaka] [ akañy ] argumentation, discussion
Sampanteny 
Mpitovy hevitra ankany

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30