Teny iditra akao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] filao (hazo)
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Sakalava Atsimo] Nom local du filao : Casuarina equisetifolia L. (Casuarinaceae). Bois employé à la construction des pirogues à balancier ; on en fait surtout les mâts amovibles de ces pirogues, transformables en piliers de tente lors des séjours à terre.
Voambolana 
Anarana siantifika Casuarina equisetifolia

Teny iditra akao
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] ao, milaza sady manondro zavatra anaty harona na vata
  [Rakotosaona 1975] [Bezanozano, Sihanaka] ao
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila A)] [Tankarana] là.
Voambolana 
Ohatra 
1 [Gueunier: Contes, takila 106] I ke tsy Faralahy Betombokoantsôro, naty zahay, ho ireo boaka akao.
2 [Dahle: Angano, takila 37] nefa tsy nety nihinana tamin' iny izy, fa hoy izy : "Akao ravin' akondro aho hihinanako.

Teny iditra akao (akà)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana akaina [fitanisana]

Teny iditra akao (aka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony akana [fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/28