Teny iditra | akata | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Antemoro, Tanala, Tanosy]
bozaka ¶ [Bara, Tanala, Tanosy] ahitra ¶ [Antemoro] karazan' ahitra: Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa (mitango) ¶ [Bara] vilona ¶ [Tanala] forompotra : Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa [Rakotosaona 1975] | ||||
Lobolobona hazo madinika ¶ Ambanivohitra lavitra: Very atỳ anaty akata atỳ izahay ka tsy mba mahita vaovao [Rajemisa 1985] | |||||
bozaka matevina mety hisy hazo madinidinika mahalankalana [SLP 1986] | |||||
Fanazavàna teny anglisy | a grass used for forage [Richardson 1885] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | savane arbustive [SLP 1986] | ||||
[Sakalava]
Nom générique des herbes fourragères susceptibles d'être consommées en vert (équivalent de vilona en merina).
¶ [Taisaka] : mauvaises herbes croissant dans les rizières (= ahidratsy en merina). [Boiteau 1997] | |||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||
Mpanahaka | ahitra ~ bozaka | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny iditra | akata | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] rice in the husk [Richardson 1885] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | riz dans son enveloppe [Abinal 1888] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry ~ Toe-karena: fambolena | ||||
Tsipelina hafa | akatatra | ||||
Teny iditra | akata | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] akalana vay [Rakotosaona 1975] | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |