Teny iditra akatatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanala] fakofako na akotry mifangaro amin'ny fotsim-bary
  [Rajemisa 1985] vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] unhusked rice. See akotry
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31