Teny iditra | akatra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana amin' ny toerana ambony na avoavo kokoa [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | ascent, upward progress. Root not much used. [Richardson 1885] | |
Fanazavàna teny frantsay | ascension [Abinal 1888] | |
Sampanteny |
| |
Haianarantany | ||
Teny iditra | akatra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] a trap, a snare [Richardson 1885] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] piège à rats (en bambou). [David: Dialectes (takila A)] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |