Teny iditra |
akitra
(kitra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Entina mampiady: Tsy nahita zavatra hakitra ny angely izy ka lasa [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | avec quoi on agace, on excite: Inty ny ahitra hakitran' ialahy ny angely (Voici une herbe pour exciter le grillon à sortir) [1.3]
|
Haiendriteny |
akitra
akitrako
akitranao
akitrany
akitrantsika
akitranay
akitranareo
akitran'
| |
nakitra
nakitrako
nakitranao
nakitrany
nakitrantsika
nakitranay
nakitranareo
nakitran'
| |
hakitra
hakitrako
hakitranao
hakitrany
hakitrantsika
hakitranay
hakitranareo
hakitran'
| |
akitrao | |
|
|