Teny iditra ako
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fiverenan' ny feo mahadona zavatra, toy ny rindrina na tamboho na tendrombohitra
¶ Fiverenana any aoriana:
Ao ny tsantan' ny andro taloha
sy ny hiran' ny fahazazako
no milevina ka tsy mifoha
na miverina mba hitondra
ako!
(J.-J. Rabearivelo)
  [SLP 1986] tamberim-peo
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] an echo; a reverberating sound.
  [Hallanger 1973] an echo
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995, SLP 1986] écho
Voambolana 
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra ako
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] inverse
Voambolana 

Teny iditra ako
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] impulsion
Voambolana 

Teny iditra akô
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] ao

Teny iditra ako
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taimoro] tahaka, hoatry

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31