Teny iditra akohofotsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taifasy] angamaty (aretina)
  [Rakotosaona 1975] [Taimoro] farasisa
  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] aretindratsy
  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] aretina mpahazo ny lehilahy na vehivavy (angatra)
  [Rakotosaona 1975] [Tanala] aretina amin'ny mahavehivavy na amin'ny filahiana - angatra (aretina)
  [SLP 1986] karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy
Fanazavàna teny frantsay  [Rakotosaona 1975, SLP 1986] blennorragie
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  ambaniana ~ angatra ~ famehy ~ farasisa ~ fiandry ~ fifia ~ vania

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31