Teny iditra akoholahy (akoho, lahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ny lahy amin' ny akoho
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [lahy, masculine.] A cock
  [Hallanger 1973] a rooster
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] coq
  [Andilidine: Lexique (takila A)] [Sakalava-Mayotte] [ akôho lahy ] coq
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Dahle: Angano] tsy akoholahy aho ka hahatsiaro andro maraina;
2 [Randriamamonjy: Tantara, takila 425] Vonoina ny akoholahy mena sy ny ombim-pandroana.
3 [Ramarlah: Bara] Vonoina ny akoholahy mena, ny rany tetitetenan' izy rehetra amin'ny handriny.
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30