Teny iditra akoma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Houlder 1895] bibilava goaibe
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Bibilava lehibe sy matanjaka
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the name of a species of boa-constrictor; also called do, and ankoma. Pelophilus madagascariensis.
Fanazavàna teny frantsay  [Rajemisa: Vakoka] gros serpent
Voambolana 
Anarana siantifika Acrantophis madagascariensis
Tsipelina hafa 
Mpitovy hevitra do
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/25