Teny iditra |
akondrosarika
(akondro, sarika)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | karazan' akondro lava fa kely voany, izay fakana indrindra ny tsiratsirany hanaovana lamba [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | [sarika, bark.] A variety of banana, the leaves of which are used in making a kind of cloth. [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ akondro sarika ] [Merina]
(de sarika = action de tirer les fibres).
Musa textilis L. (Musaceae) ; le "Chanvre de Manille", fournissait autrefois en Imerina un textile très apprécié.
On en faisait des tissus artisanaux assez grossiers appelés lamba-sarika.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Musa textilis |
|