Teny iditra |
akora
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Antsoantso mafy, mety ho mari-pifaliana entina mihoby na midera, na ho mari-panesoana entina mandatsa na manebaka. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | shouting, applause; a noise such as is made over a conquest, or in time of joy. See hoby, horaka.
Foy ny akora (there is a burst of shouting)
Velona ny akora (the shouting breaks out) [Richardson 1885]
|
| shouting; jeers [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | acclamation; huées [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
akora
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
sifotra (an-tanety na an-drano) [Rakotosaona 1975]
|
| [Bezanozano, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanosy]
Sifotra [Rakotosaona 1975]
|
| Fonom-biby na fonon-javatra, fotsifotsy, mafy, mitovy toetra amin' ny sokay, izay miforona avy amin' ny zavatra mandrakotra ny biby ihany: Ny akoran' ny sifotra, na avy amin' ny zavatra haniny: Ny akoran' atody [Rajemisa 1985]
|
| [Sakalava]
sifotr' ala [Rajemisa 1985]
|
| fonon'atody; fono mandrakotra ny sifotra [SLP 1986]
|
Fanazavàna teny anglisy | a shell; a shell-fish. [Richardson 1885]
|
| seashells; coral [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | coquillage; la coque des oeufs [Hallanger 1974]
|
| coque, coquille [SLP 1986]
|
Voambolana |
Mpanahaka |
akoran-dranomasina |
Sary |
|
|
Teny iditra |
akora
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | vato na mineraly tsy voadio [SLP 1986]
|
Fanazavàna teny frantsay | minéraux [SLP 1986]
|
Mpitovy hevitra | |
Mpanahaka |
akora fampiasa ~
akora fandany ~
akora hirihina ~
akora manjavona ~
akora mineraly ~
akora mora mietona ~
akora tampom-pana ~
akoram-besatra ~
akoram-bidy ~
akoram-bokatra ~
akoram-bola ~
akoram-panorenana ~
akoran-drefy ~
akoran-tombombarotra ~
akoran-tsanda ~
akora-panefitra |
|