Teny iditra |
akotry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Voam-bary tsy voatoto; ny vary tsy afa-kodiny: Be akotry izany vary izany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | rice in the husk, paddy rice. [1.2]
|
| paddy or unhulled rice [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | riz en cosse, paddy [1.8]
|
| Grain de riz, Oryza sativa L. (Poaceae), encore enveloppé de ses glumes ; "paddy".
Voir
vary.
[1.196]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Oryza sativa |
Kamban-teny |
|
Ohatra | Nitondra vary akotry avy any aminy avy ny olona.
[2.472]
|
Ohabolana |
|