Entrée |
ala fady
|
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Ala misy fasana na toerana masina tsy azo diavina [1.1]
|
Explications en anglais | [Provincial]
A grove in which there are graves, and thus is forbidden ground [1.2]
|
Explications en français | (de fady = sacré, interdit) reliques forestières, protégées de la destruction par les interdits religieux.
[1.196]
|
Vocabulaire |
Mots élémentaires | ala ; fady |
|
Entrée |
ala fady
|
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Vola omena ny mpandevina; vola na zavatra zaraina amin' ny olona nandray anjara tamin' ny fandevenana [1.1]
|
Explications en anglais | A present of beef or money from the chief mourner at a funeral to those attending the ceremonies connected with the afana. [1.2]
|
Exemples | Dia natao ny fombam-pandevenana izay fanaon'ny tany aloha, vola omena ny isan-karazana izay atao hoe : "Alafady" ariary no natao tamy ny io.
[2.59]
|
Mots élémentaires | ala ; fady |
|