Teny iditra alafatra (lafatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Asaina mifanohitra, ampifanoherina: Nalafatry ny mpampianatra ny mpianany roa voalohany mba hitsapany izay mahay kokoa
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] à mettre en opposition
Haiendriteny 
alafatra
alafatro
alafatrao
alafany
alafatsika
alafatray
alafatrareo
alafatr'
alafa-
alafatry
nalafatra
nalafatro
nalafatrao
nalafany
nalafatsika
nalafatray
nalafatrareo
nalafatr'
nalafa-
nalafatry
halafatra
halafatro
halafatrao
halafany
halafatsika
halafatray
halafatrareo
halafatr'
halafa-
halafatry
alafaro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31