Teny iditra |
alafy
(lafy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Fanazavàna teny malagasy | Amidy ambongadiny (mba hatao varotra antsinjarany): Nalafiko taminy ny tsaramaso sy voanjobory rehetra terỳ Behandrina [Rajemisa 1985]
|
Haiendriteny |
alafy
alafiko
alafinao
alafiny
alafintsika
alafinay
alafinareo
alafin'
alafin-
alafim-
| |
nalafy
nalafiko
nalafinao
nalafiny
nalafintsika
nalafinay
nalafinareo
nalafin'
nalafin-
nalafim-
| |
halafy
halafiko
halafinao
halafiny
halafintsika
halafinay
halafinareo
halafin'
halafin-
halafim-
| |
alafaso | |
|
|
Teny iditra |
alafy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry mampanolatra fery haingana ny hodiny sy ny raviny (Alafia pauciflora) [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava, Tankarana]
Alafia pauciflora Radlk.,
Alafia perrieri Jum. et
Alafia thouarsii Roem. & Schult. (Apocynaceae). Lianes à latex riche en saponine, utilisé comme succédané du savon.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Alafia pauciflora, Alafia perrieri, Alafia thouarsii |
|