Entrée |
alahelo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fahoriana, fijalian-tsaina amam-panahy: Latsaka ao anatin' ny alahelo lalina izy ~ Manala alahelo olona Fisehoana manjonitra: Endrey! izany alahelony nandre ny nahafatesan-dreniny! Hanina olon-tiana: Matin' alahelo mihitsy i reniny Sorisory, tsy fahafaliana, fitarainana: Niteraka alahelo ho azy ny teninao anikeheo ~ Raha ananan' olona alahelo ianao, mitadiava hihavana aminy [1.1]
|
Explications en anglais | Sorrow Poverty [1.2, 1.7]
|
| Grief, depression of spirits, melancholy, dejection; longing after, grieving for Penury [1.2]
|
| Affliction [1.7]
|
Explications en français | Tristesse, chagrin [1.8]
|
Exemples |
1 | Lehibe ny alahelo azo avy amin'izany!
[2.59]
|
2 | Manaikitra izany alahelo an' Ikaky izany!
[2.528]
|
3 | Mifohafoha ny fahatsiarovana sy ny alahelo.
[2.499]
|
|
Vocabulaire |
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Titres |
|
Proverbes |
|