Teny iditra | alain' ; alain- | ||||||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe alaina | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny iditra | Alain | ||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | ||||||
Ohatra | Efa nisy nanandrana, ka nahomby, namakivaky Ranomasimbe, toa an-dry Thor Heyerdahl namakivaky ny Ranomasimbe Pasifika tamin' ilay zahatra Kon-Tiki (1948), mbamin-dry Alain Bombard nita ny Atlantika tamin' ny lakan' aina kely, tsy nivatsy sakafo na rano fisotro fa ninia nivelona tamin' izay nety ho hitany teny ambony ranomasina teny
[2.508] | ||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2022/11/27 |
![]() |