Teny iditra ala kaforo (ala, kaforo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] A name used in astrology for the first and third days in adimizana, the seventh month of the Malagasy year.
Voambolana 

Teny iditra alakaforo (ala, kaforo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Di-doha, fikiribibiana, fifikirana amin' ny hevitry ny tena.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] opiniâtreté, persistence
¶ nom d'un destin
Sampanteny 
Ohatra  [Dahle: Angano, takila 287] Aza ritina re ny azonao, Aza laninao re ny lovanao, Fa izay tsy misy alakaforo, Izay tsy manana Alakaosy.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31