Teny iditra alam-po (ala, fo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny anglisy to be pacified, to have the heart put at rest; to be made disheartened. [1.2]

Teny iditra alampo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (prononciation régionale pour halampona) Hibiscus lasiococcus Baillon (Malvaceae). Fibres de corderie et pour tissus grossiers. [1.196]
Voambolana 
Anarana siantifika Hibiscus lasiococcus

Fivaditsoratra ampalo, ampola, pamalo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31