Entrée |
ala nenina
|
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Fanaovana izay rehetra azo atao mba tsy hisian' ny nenina any aoriana, fanaovana izay tsy hisian' ny nenina [1.1]
|
Explications en anglais | Freedom from regret or remorse. See ala fo, and afa-nenina. [1.2]
|
Explications en français | Action de faire le possible pour en avoir le coeur net [1.3]
|
Exemples |
1 | Be rahateo ny lany tamin' ny alanenina farany ho fitanana ny ain-dRainitoandro;
[2.470]
|
2 | Efa hitantsika, raha ny amin' ny mpanandro, fa na tenany na ny olona dia samy tsy nisy tena natoky marina izay fanandroana: alanenina, ka natao!
[2.296]
|
|
Vocabulaire |
Mots élémentaires | ala ; nenina |
Proverbes |
|