Teny iditra alapoie
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Rivotra avy any atsimo atsinanana [1.1, 1.10]
Voambolana 
Renianarana rivotra
Anarana iray reny ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anina, añindambo, añintafara, fandohotse, radraty, rambondanitra, raorao, rea, rivo-balala, rivo-doza, rivo-drano, rivo-mahery, sikilaonina, sobe, tadio, tafio-drivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19