|
|
|
|

Entrée alefona (lefona)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Ilazana ny zavatra entina manatrobaka, entina mandefona: Itỳ vy maranidoha itỳ alefona ny lambo [1.1]
Morphologie 
Présent : alefona, alefoko, alefonao, alefony, alefontsika, alefonay, alefonareo, alefon', alefon-, alefom-, alefo-
Passé : nalefona, nalefoko, nalefonao, nalefony, nalefontsika, nalefonay, nalefonareo, nalefon', nalefon-, nalefom-, nalefo-
Futur : halefona, halefoko, halefonao, halefony, halefontsika, halefonay, halefonareo, halefon', halefon-, halefom-, halefo-
Impératif : alefony

Mis à jour le 2023/01/05