Teny iditra Aleksandra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Ravelojaona 1937] Ny azo atao hoe: isan'ny mpitari-tafika ngeza indrindra sady mpanao tetikady mahay indrindra teto an-tany. Teraka tamin'ny 356, maty tamin'ny 323 talohan'i J.K. tany Babilona [tohiny ambany]
Voambolana 
Mpanahaka  Aleksandria
Ohatra  [Baiboly: 20:010:018/Makabeo I 10:18..] Aleksandra mpanjaka, miarahaba an'i Jonatasa rahalahiny.
Lahatsoratra 
 

Teny iditra Aleksandra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Baiboly] Alexander
Fanazavàna teny frantsay  [Baiboly] Alexandre
Voambolana 
Mpitovy hevitra Aleksandro
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30