Teny iditra |
alelika
(lelika)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Fanazavàna teny malagasy | Entina mandelika, manototra; atototra: Ireto ranon-tany ireto alelika ny hady [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | avec quoi on comble, on couvre [Abinal 1888 takila 399]
|
Haiendriteny |
alelika
aleliko
alelikao
aleliny
alelitsika
alelikay
alelikareo
alelik'
aleli-
| |
nalelika
naleliko
nalelikao
naleliny
nalelitsika
nalelikay
nalelikareo
nalelik'
naleli-
| |
halelika
haleliko
halelikao
haleliny
halelitsika
halelikay
halelikareo
halelik'
haleli-
| |
alelefo | |
|
|