Teny iditra aleoko maty (aleo, -ko, faty)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy Fahasahiana hanao zavatra fantatra fa mety hitondra loza ho an'ny tena [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy I'd rather be dead [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay mieux vaut mourir [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra aleokomaty (aleo, -ko, faty)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana holatra izay torotoroina atao tonga vovoka, dia atao ao anaty rano ka mitsinkafona ary ampiasaina ho fanafody fampandoavana (Ganoderma applanatum) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] ( aleoko = je préfère, et maty = mort) Ganoderma applanatum (Pers.) Patouillard f. philippinense Humphr. (Champignons, Polyporaceae). Détermination de G. Bouriquet. Ce champignon très dur est réduit en poudre et avalé comme contrepoison ou pour se protéger des maléfices. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Ganoderma applanatum

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31