Teny iditra |
aleo ... toy izay
(aleo, toy, izay)
|
Sokajin-teny | fomba fiteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-milaza fampitahana ka ny teny eo aorian' ny hoe "aleo" dia ilazana zavatra na hevitra eken' ny be sy ny maro fa marina na tsara kokoa: Aleo ho faty rahampitso toy izay maty anio ¶ Na zavatra tiana na sitraka kokoa: Aleo maty toy izay menatra olona. / Aleoko ny akondro toy izay ny paiso [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | better ... than [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | mieux vaut... que [Hallanger 1974]
|
|