Teny iditra Alfred
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Ravelomanana: Lalana] Ndremasy (Alfred Andriamasy) no nanampy ahy tao amin'ny Foyer pour tous.
2 [Razoharinoro: Soratra] Ny 5 Alahamady (17 Febroary) 1864 no nihaonan' ny iraka tamin' ny Prince of Wales sy Prince Alfred rahalahiny.

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/01