Teny iditra Alfred
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Anaran' olona 
Ohatra 
1Ndremasy (Alfred Andriamasy) no nanampy ahy tao amin'ny Foyer pour tous. [2.356]
2Ny 5 Alahamady (17 Febroary) 1864 no nihaonan' ny iraka tamin' ny Prince of Wales sy Prince Alfred rahalahiny. [2.366]

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/01