Teny iditra | alikalika (alika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina [Rajemisa 1985] | |
Sampanteny |
| |
Mpitovy hevitra | alika | |
Teny iditra | alikalika (alika) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Dongadonga, botrabotra (fampiasa amin' ny zazakely) [Rajemisa 1985] | |
Ohatra | Alikalika kely amin' ny fihetsiny sy mahafatifaty aoka izany amin' ny endriny monamonany ilay bitika amin' izay. [Rakotonandrasana: Tantsaha] | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/04/18 |
![]() |