Entrée | alika maty | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Enti-milaza zavatra na olona mahasosotra izaitsizy: Andeha mandeha any ilay alika maty itỳ; alika izany! a!ika ilay Rangahy iny k' itỳ!: mba tena mampitolagaga izany! Famantsy na mahay ilay Rangahy iny k' itỳ! [1.1] | |
Mots élémentaires | alika ; maty | |
Mis à jour le 2023/01/21 |
![]() |