Teny iditra | alina | ||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | fotoana tsy anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe hatramin' ny ilentehan' ny masoandro ka hatramin' ny iposahany indray ka itankizinan' ny tany ao anatin' ny haizina: Tonga ny alina: indreny mimpendrampendrana ny kintana eny amin' ny lanitra ¶ haizina: Ao anatin' ny alin' ny tsy fahalalana [Rajemisa 1985] | ||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | night, darkness, pertaining to the night. [Mal. ma'lam, mysol malch, night.] [Richardson 1885] | ||||||||||
night [Hallanger 1973] | |||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | nuit [Hallanger 1974] | ||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||
Mpanahaka | ankaly ~ lahaly | ||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny alina io | ||||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: alina ao amin' ny Baiboly (=> andro) | ||||||||||
Teny iditra | alina | ||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | lany andro, very fotoana, tratra aoriana: Alina foana eo ianao raha hiandry azy [Rajemisa 1985] | ||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | qui est en retard, surpris par la nuit; qui se fatigue en vain: Alina foana eo hianao (Vous n'en viendrez pas à bout) [Abinal 1888] | ||||||||||
Teny iditra | alina | ||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Arivo folo na arivo impolo; raha atao tarehimarika, dia 10.000: Dimy arivo sy telo alina ariary no vidin' itỳ tany itỳ. [Rajemisa 1985] | ||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | ten thousand. [Mal. laska(?); sanscrit lasha.] [Richardson 1885] | ||||||||||
ten thousand [Hallanger 1973] | |||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | dix mille [Hallanger 1974] | ||||||||||
Fanazavàna iraisam-pirenena | 10 000 [3.1] | ||||||||||
Voambolana | Matematika: rafitrisa | ||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa | ||||||||||
Ohatra | sy boriky arivo amby enina alina, [Baiboly: 4:031:034/Nomery 31:34..] | ||||||||||
Lahatsoratra | Andriamihaja: Fanisana vaovao | ||||||||||
Haianarantany | |||||||||||
Teny iditra | alina | ||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] provincial for adina [Richardson 1885] | ||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/28 |
![]() |