Teny iditra | alofisaka (alo, fisaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Aretin-jaza mahatonga azy hahia, halazolazo lava [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | [fisaka, thin.] A disease of children which makes them look thin. [Richardson 1885] | |
Fanazavàna teny frantsay | athrepsie par carence en protéines [Boiteau 1997] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Mpanahaka | alobotra | |
Ohatra | Ny alofisaka dia aretina mankahia zaza ka mahatonga azy ho fisapisaka kely. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 213] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny alofisaka io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |