Entrée | alohaloha (aloha) | |
Partie du discours | adverbe | |
Explications en malgache | [Betsimisaraka] Rehefa afaka kelikely, vetivety foana. Afaka kilometatra na metatra vitsivitsy [1.78] | |
Explications en français | Un peu en avant, à petite distance [1.3] | |
Exemples | Tary alohaloha, taitra izy fa nandre fofon-tsigara mahazatra azy, nefa tsy mahare feon' olona.
[2.472] | |
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/01/06 |
![]() |