Teny iditra alona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazan' onja madinika izay hita soritra noho ny fivalombalony eny ambony rano eny
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a wave, a billow. See onja. [Mal. alun; Port Moresby alu, a current.]
  [Hallanger 1973] a wave, a billow
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974] vague, flot
  [Abinal 1888] ondulation, houle
Sampanteny 
Ohatra  [Rahajarizafy: Kabary, takila 64] Tsy nihetsika ny rano, tsy nisy alona nitopa akory.

Teny iditra alona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza alahelo noho ny soa azon' ny sasany
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] envy, jealousy. The relative fialonana is more commonly used.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] jalousie, envie, opposition au bien du prochain
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra alòna (lona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Aroboka ao anaty rano: Alòna ao anaty rano ny hoditra vao tsara
¶ Apetraka ela: Aza alòna ela ioatra ao ny hena sao lo
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] to be steeped, to be soaked
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] qu'on met à tremper, qu'on trempe (dans un liquide)
Haiendriteny 
alona
alonako
alonanao
alonany
alonantsika
alonanay
alonanareo
alon'
alonan-
alonam-
nalona
nalonako
nalonanao
nalonany
nalonantsika
nalonanay
nalonanareo
nalonan'
nalonan-
nalonam-
halona
halonako
halonanao
halonany
halonantsika
halonanay
halonanareo
halonan'
halonan-
halonam-
alony

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31