Teny iditra Alphonse
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Ravoajanahary: Sarotra] Andriamatoa Ravoajanahary Alphonse dia teraka tao Fianarantsoa, tamin' ny 14 novambra.
2 [Randriamamonjy: Ombalahibemaso] tanisaina ihany koa ireo goavana toa an-dry Alphonse Daudet, Vietor Hugo, Albert Camus, sns.

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/01