Teny iditra |
amanga
(manga)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Fanazavàna teny malagasy | Entina manamanga [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | ce dont on se sert pour rendre bleu [Abinal 1888]
|
Haiendriteny |
amanga
amangako
amanganao
amangany
amangantsika
amanganay
amanganareo
amangan'
amangan-
amangam-
| |
namanga
namangako
namanganao
namangany
namangantsika
namanganay
namanganareo
namangan'
namangan-
namangam-
| |
hamanga
hamangako
hamanganao
hamangany
hamangantsika
hamanganay
hamanganareo
hamangan'
hamangan-
hamangam-
| |
amangao | |
|
|
Teny iditra |
amanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taifasy]
Variété de Manioc, Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae) (voir
mangahazo).
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Manihot utilissima |
|